| Entry | 1 tohotra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tranon-tantely, izany hoe ireo tranotrano misy efitrefitra fametrahan' ny renitantely ny maminy..
[1.1] 4 tranon-tantely ompiana. [1.13] |
| Explanations in French |
5 ruche.
[1.13] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 8 Zoology: (in general) |
| All compound words | 9 toho-tantely |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 tahotro, 12 tohotra |
| Updated on 2025/11/09 |
|