Entry tantely
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra mamy, manimanitra ary vonivony, ataon' ny karazam-bibikely izay atao hoe renitantely avy amin' ny vovo-bonin' ny voninkazo tsentsefiny: Mamy ohatra ny tantely
¶ Mamy ny tantely fa misy faikany, mamy ny fary fa misy fiakany...: enti-milaza fa na inona na inona zava-tsoa eto an-tany dia misy tsininy avokoa, ary izany dia avy amin' ny toetrany tsy lavorary [Rajemisa 1985]
English translation   honey [Hallanger 1973]
French translation   miel [Hallanger 1974]
Examples  
1Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany; [Dahle: Angano, page 239]
2Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [Rahajarizafy: Filozofia, page 67]
3ny vary sy diloilo sy tantely avy tany Palestina; [Randzavola: Baiboly, page 376]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  
Toponymy   Place names having the word tantely (4): Ambohitantely, Andranotantely, Betantely, Manantantely
Analogy   antely ~ fandrama ~ titely

Entry tantely
Part of speech   noun
Malagasy definition   karazam-bibikely: Ny andrian-tantely no arahin' ny tantely rehetra [Rajemisa 1985]
English translation   a bee [Hallanger 1973]
French translation   abeille [Hallanger 1974]
French translation   abeille ouvrière [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Synonyms   renitantely ~ trembono
Toponymy   Place names having the word tantely (0)

Updated on 2017/06/29