Entry mahazo (azo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy
¶ Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io
¶ Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany
¶ Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity?
¶ Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [Rajemisa 1985]
English translation   to get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [Richardson 1885]
   to get, to acquire; to understand [Hallanger 1973]
French translation   gagner, obtenir; comprendre [Hallanger 1974]
Morphology  
mahazo
nahazo
hahazo
mahazoa
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2013/03/07