|
|
|
|

Entry1  sandrana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [1.78]
4 [Antambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [1.1]
5 Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [1.1]
Vocabulary  6  Beliefs
Synonyms  7 sandra
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2026/02/05