|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tanty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Combinations  16  8 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 18  tanty
Part of speech  19  participle
Explanations in Malagasy  20 Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany
21 Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [1.1]
Explanations in English  22 endured [1.7]
Explanations in French  23 qu'on supporte [1.8]
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :
Combinations  27  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07