Proverbs : fisaorana

Proverb3640 Manary dia ny fisaorana , ka manakotrika akoho mbola manatody . [Cousins 1871 #1568, Veyrières 1913]
Manary dia ny fisaorana ka mitady fanakotrehana akoho . [Rinara 1974]
Manary dia ny fisaorana ka mitady fanaronana akoho . [Veyrières 1913, Rinara 1974]
Manary dia ny fisaorana , ka mitady fanaronan’ akoho . [Cousins 1871 #1569]
Matahotra ny hisaorana hianao ka mitady ny fanakotrehan' atody . [Veyrières 1913]
Matahotra ny hisaorana hianao ka mitady ny fanotrehan' atody . [Houlder 1895 #1829]
Matahotra ny hisaorana , ka sady mitady fanakotrehana akoho no indroa mandrotsa-bilon' omby ao am-pahitra . [Rinara 1974 #2164]
French translation Chercher à éviter le divorce en allant chercher de quoi couvrir une poule qui va pondre. [Veyrières 1913 #5452]
Chercher à éviter le divorce en allant faire couver une poule qui pond encore. [Veyrières 1913 #5451]
Craignant d' être divorcée, vous vous occupez de la poule qui couve ses œufs. [Houlder 1895]
Vous redoutez le divorce et voilà pourquoi vous soignez la poule qui couve. [Veyrières 1913 #1380]
French interpretation Chercher à se rendre nécessaire. [Veyrières 1913 #5451]
La femme qui redoutait le divorce montrait de l'empressement au travail. [Veyrières 1913 #5452]
Vous cherchez à vous faire bien voir. [Veyrières 1913 #1380]
Vous cherchez à vous rendre indispensable, pour éviter d' être renvoyée. [Houlder 1895]

Proverb7950 Vady tsy vita fisaorana : hanao haody menatra , hiandry ny mandrosoa toa tsy hisy. [Rinara 1974 #319]

Index