| Entry | 1 fahitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fefy [Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 4 Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin' ny hoe faritra ihany ny fahitra; amin' ny Betsileo ny fari-bohitra no atao hoe fahitra ary ny fitoeran' omby atao hoe vala) [1.1] |
| Explanations in English |
5 a cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened. [1.2] |
| Explanations in French |
6 parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme [1.3] |
| Examples |
7 Tsy mba fotsimbary tsy maniry aho tsy fahitra foana ombalahy na tany tsy manam-pidiny [2.131] 8 Tsy ampy nanamaina velively ny fahitra nosokafany ireo. [2.472] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 15 10 combinations of this word |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 fahatry, 18 fahitra, 19 fihatra, 20 hafitra, 21 hifatra |
| Updated on 2025/10/11 |
|