| Entry | 1 fanaronana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 sarona |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandrakofana: Fanoronana ny akoho mikotrika Fanafenana: Ratsy ny fanaronana ny marina Fanatratrarana: Nigagana ny fanaronan' ny polisy ireo mpangalatra |
| Proverbs | 5 Proverbs containing the word fanaronana |
| Anagrams | 6 fanaronana, fanoranana, nanaforana, nofaranana |
| Updated on 2025/01/21 |
|