|
|
|
|

Entry1  fanotrehana
Root  2 otrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona
5 fanaovana (voankazo) amin' ny toerana tsy azondrivotra mba ho masaka
6 fampierena (miaramila) [1.1]
Explanations in French  7 l'action de faire mûrir, le lieu [1.3]
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Anagrams  9 fanetrohana, fanotrehana

Updated on 2025/11/02