Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbs : angatahina | ||||||||||||||||||||||
Proverb | Nahoana no dia izaho avy no mba angatahana ? hoy Ilaisarotra, ny tenako aza Nahoana no dia izaho avy no mba angatahana? hoy Ilaisarotra : Ny tenako aza antsaky tsy homeko ka! [Cousins 1871 #2032] Nahoana no dia izaho avy no mba angatahina ! hoy Ilaisarotra. [Rinara 1974 #2670] | |||||||||||||||||||||
French translation | Pourquoi me demande-t-on, dit l'avare, à moi qui refuserais presque à ma propre personne ! [Veyrières 1913 #2313] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Paroles d'avare. [Veyrières 1913 #2313] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Ny afon-dolo, afon' angatra, ka tsy azonao angatahina. [Rinara 1974 #2827] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Ny fihavanana tsy azo vidina. [Houlder 1895 #160]
Ny fihavanana tsy azo vidina : angatahina, mora foana. [Cousins 1871 #2228] Ny fihavanana : vidiana sarotra, angatahina mora. [Rinara 1974 #2987] | |||||||||||||||||||||
French translation | L' amitié ne s' achète pas. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Ny ho fara, ny ho dimby | |||||||||||||||||||||
French translation | Ce que je demande c' est d' avoir des continuateurs, des successeurs. [Veyrières 1913 #1222] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Formule employée dans les discours de demande en mariage. [Veyrières 1913 #1222] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Raha haka ny an' ny olona mivelatra ohatra ny tafoben-trano, fa nony hanefa, mihorona toy ny tapenaka. [Rinara 1974]
Raha haka ny an' olona, mivelatra hoatry ny tafoben-trano, ka nony handoa, mihorona hoatry ny Raha haka ny an’ olona, mivelatra ohatra ny tafoben-trano, ka nony handoa, mihorona ohatra ny tapenaka. [Cousins 1871] Raha hangataka, mivelatra ohatra ny tafontrano; raha hangatahina, mihorona ohatra ny tapenaka. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Entiamilaza ny olona tia tena: rehefa hangataka aminao izy, miseho ho toy ny olona tsara, malala-tanana; rehefa hangatahanao zavatra kosa izy, tsy hahitanao mangirana. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
French translation | Quand on emprunte, on s' ouvre comme la grande couverture du toit, et quand il s' agit de rembourser, on se rétrécit comme le pignon. [Veyrières 1913 #4447] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Facile pour emprunter, difficile pour rembourser. [Veyrières 1913 #4447] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Setroky ny kitay nangatahina, ka tsy Setroky ny kitay nangatahina, ka tsy Setroky ny kitay nangatahina, ka tsy | |||||||||||||||||||||
French translation | Avoir été incommodé par la fumée du combustible qu' on a eu pour rien, et ne plus vouloir regarder la maison de ceux qui l' on donné (litt. la maison où on l' a obtenu). [Houlder 1895]
Enfumé par le bois et la paille à brûler qu' on a demandés, on ne veut pas regarder la maison où on les a reçus. [Veyrières 1913 #5475] Tellement aveuglé par la fumée, qu’il n’en ose plus regarder la maison où il a demandé du jeu. [Nicol 1935 #380] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de l' ingratitude. [Veyrières 1913 #5476] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |