|
|
|
|

Entry1  ahazoana
Root  2 azo
Part of speech  3  relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3#69]
Examples  4  Izao no tsy nahazoako nandrfitra izany (Voici pourquoi je n'ai pas pu supporter cela) [1.3#69]
5  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny [2.471]
6  Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana [2.472]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11 ahazahoana
All compound words  12 ahazoana miresaka kokoa
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09