Entry dimby
Part of speech   noun
Malagasy definition   Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
¶ Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [Rajemisa 1985]
English definition   succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [Richardson 1885]
   a successor, a replacement [Hallanger 1973]
French definition   successeur, remplaçant [Hallanger 1974]
Examples   Dimby hajan' ny voninahitra io. [Ndemahasoa: Antakay, page 62]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/04/02