Entry manefa (efa)
Part of speech active verb
Malagasy definition [ mañefa ] [Taisaka, Tambahoaka] mamita [Rakotosaona 1972]
 [ mañefa ] [Bara] mamita, mamarana [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] mamita [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mandoa vola [Rakotosaona 1972]
 [ mañefa ] [Sihanaka] mamita, manantanteraka, mandoa vola [Rakotosaona 1972]
 [ mañefa ] [Tanala] mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) [Rakotosaona 1972]
 Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' androny ny mpiasa dia lasa
¶ Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' ny fanaovana ny raharaha-miaramila
¶ Manonitra: Nanefa ny helony izy
¶ Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho [Rajemisa 1985]
English definition to complete, to perform one's duty; to pay [Hallanger 1973]
French definition Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées)
¶ Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) [Abinal 1888]
 achever; faire son devoir; payer, une dette [Hallanger 1974]
Morphology 
manefa
nanefa
hanefa
mane
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry manefà (efa)
Part of speech imperative of active verb manefa [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/10/06