Entry | 1 vidina |
Root | 2 vidy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] |
Examples |
5 Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472]
|
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word vidina |
Anagrams | 12 vidina, 13 vinady |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |