Entry | 1 manohitra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tohitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany 5 [1.13] manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa |
Explanations in French |
6 [1.13] contrarier |
Examples |
7 [1.436#] Koa raha manohitra izy dia miady.
8 [2.357#] Izay manohitra afatory, agigigigio; 9 [1.38] Kanefa misy setriny manohitra izany. |
Morphology |
|
All compound words |
|
Analogs | 17 mitohitra, maniho, mandà, misitra, mihenahena, mikahankahana, mihirihiry, mitsipaka, manipaka, mamaly, midrikina, mitsivalana, manohana, manao vola manoha randrana, manao vato manoha riana, mihifika, mianjona, mibohy, mibohika, mibohitra, mikibohitra, mandrava laka, manosibohon-tanana, manao valy matevina, manao valy boribory, manao valy boraingona |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word manohitra |
Anagrams | 19 mahonitra, 20 manohitra, 21 matrohina, 22 motrahina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |