Entry misitra (isitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandà tsy hanao na mampiseho tsy fahafaliana, ka milaza hoe "isitra": Aza misitra eo, ry Ikoto, fa mandehana haingana rehefa irahina [Rajemisa 1985]
Morphology 
misitra
nisitra
hisitra
misira

Updated on 2020/07/31