| Entry (1/2) | 1 manohana |
| Root | 2 tohana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana
5 Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? 6 Manampy, mamonjy [1.1] |
| Explanations in English |
7 to support, to prop up
[1.7] |
| Explanations in French |
8 étayer, soutenir
[1.8] |
| Examples |
9 Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 14 manao lambo manoha-dia |
| Entry (2/2) | 15 manohàna |
| Root | 16 tohana |
| Part of speech | 17 imperative of active verb manohana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | 18 mahañona, 19 manahona, manahòna, manohana, manohàna |
| Updated on 2025/11/27 |
|