|
|
|
|

Entry1  mihirihiry
Root  2 hirihiry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo
5 Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao
6 Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2025/09/12