|
|
|
|

Entry1  mitsivalana
Root  2 tsivalana
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4 Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra
5 Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [1.1]
Explanations in French  6 Etre en travers, mettre obstacle, s'ingérer:
7 Asio tsipika mitsivalana eo (Tracez là une ligne en travers) ~
8 Raharahanay izany ka aza hianao no mba mitsivalana eo (Ne vous ingérez pas dans cette affaire qui ne regarde que nous)
[1.3#788]
9 transversal [1.13.fr#18]
Examples  10  Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15  4 combinations of that word

Updated on 2025/11/17