| Entry | 1 mibohitra |
| Root | 2 bohitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mibontsina, mivohon-tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe.
5 Mikomy amy manohitra mamaly: Nibohitra ny mpampiasa ny mpiasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be convex or protuberant..
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 ahitromby, Ahitromby, 12 mibohitra |
| Updated on 2025/11/12 |
|