|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihenahena
Root  2 henahena
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina.
5 Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?.
6 Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy.
7 Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay. [1.1]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/2)13  mihenahenà
Root  14 henahena
Part of speech  15  imperative of active verb mihenahena [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  16 mihenahena, mihenahenà, 17 minehanehà, minehaneha

Updated on 2025/11/12