|
|
|
|

Entry1 mandositra
Root  2lositra
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo
Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina
Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao [1.1]
Explanations in English  5 to run away from; to flee [1.7]
Explanations in French  6 fuir, s'enfuir de [1.8]
Examples  7 mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#]
8 Nahoana ianao no mandositra ahy? [2.471#]
9 Vadin' Andriamanjaka ka entina mandositra! [2.528#]
Morphology 
10 Present :
11 Past :
12 Future :
13 Imperative :
Analogs  14 lasaanyamparakatsakatsaka, 15 lasaanyandakira, 16 lasaanybanty, 17 madionyranonitany, 18 manaokaovasy, 19 manaorarangy, 20 manaotongotraankatoka, 21 manaotsipykely, 22 manaotsoape, 23 manaovezamaimbo, 24 manarybasy, 25 manary, 26 manavotraaina, 27 manifidrano, 28 manjavona, 29 midify, 30 milefa, 31 milomay, 32 miporitsaka, 33 miridana, 34 mirifatra, 35 miriotra, 36 mitakidingina, 37 mitsoaka, 38 mitsoriaka, 39 mivoaka, 40 riatramandositra, 41 tapakofehy, 42 tsytana, 43 vakybao, 44 vakymandositra, 45 vakytady
All compound words  463 combinations of this word
Proverbs  47 Proverbs containing that word

Anagrams  48 mandositra, 49 mandrotsia

Updated on 2025/11/02