Entry miporitsaka (poritsaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory: Lazainy fa niporitsaka teny an-tanany ny poketrany
¶ (olona) Lasa nidify haingana tsy tra-maso: Niporitsaka indray, hono, Rainivoanjo fa tsy nataon-dry zareo tsara ambina [Rajemisa 1985]
Morphology 
miporitsaka
niporitsaka
hiporitsaka
miporitsaha
Quotes 

2010/05/14