| Entry | 1 miriotra |
| Root | 2 riotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 mioritra, 11 miriotra |
| Updated on 2025/09/12 |
|