| Entry | 1 mirifatra |
| Root | 2 rifatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [1.1] |
| Examples |
5 Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 mifaritra, 12 mirafitra, 13 mirifatra |
| Updated on 2025/09/12 |
|