Entry manao rarangy (tao, rarangy)
Part of speech expression
Malagasy definition mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [Rajemisa 1985]
Synonyms mamely rarangy ~ mikatroka rarangy

2012/08/14