|
|
|
|

Entry1  mitsoriaka
Root  2 tsoriaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any
5 Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra
6 Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao
7 Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity
8 Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy [1.1]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  mitsoriaka, 14 tsimiroaka

Updated on 2025/11/02