Entry midify (dify)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana
¶ Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
Mitovy hevitra: mibolidy amy ~ mibosiaka ~ mihodivitra [Rajemisa 1985]
English definition to turn aside [Richardson 1885]
 to turn aside, to dodge [Hallanger 1973]
French definition s'esquiver [Hallanger 1974]
Morphology 
midify
nidify
hidify
midifia
Examples 
1Nifanofa tànana, dia samy nidify. [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha. [Andriamalala: Ranomasina, page 57]

Entry midify (dify)
Part of speech active verb
English definition to have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [Richardson 1885]
Vocabulary 

2012/07/26