|
|
|
|

Entry (1/12)1  laza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fanambarana, fampisehoana ary fampielezana am-bava na an-taratasy
4 Fahatantarana manehoeho ananan'ny olona momba ny tena: Nahabe laza azy ny fanaovany ny marina teo amin'ny fifidianana
5 Fiheverana, na tsara na ratsy, ananan'ny olona momba ny tena na zavatra iray:
6 Ratsy laza izy hatramin'ny hala-bato nampanaoviny ~ Tsara laza amin'ny tany ama-monina izy [1.1]
Explanations in English  7 fame, honour, glory [1.2#384, 1.7#38]
8 a report [1.7#38]
Explanations in French  9 action de dire [1.3#394, 1.5#188]
10 action d'annoncer, de publier [1.3#394]
11 renommée: Nahabe laza azy ny nataony (Ce qu'il a fait lui a fait acquérir une grande renommée) [1.3#394, 1.8, 1.6]
12 réputation: Tsara laza izy (Il a bonne réputation) ~ Hanimba ny lazany izany (Cela nuirait à sa réputation) [1.3#394, 1.13, 1.6]
13 glorification, louange [1.3#394]
14 un rapport [1.8]
15 célébrité [1.13, 1.5, 1.6]
16 renom [1.13]
Examples  17  Nitombo laza hafahafa izany i Feno tao an-tanàna [2.472]
18  hampandroso mandrakariva ny voninahitrao aman-dazanao [2.650]
Morphology 
19  Simple :
20  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  52  33 combinations of that word
Proverbs  53  Proverbs containing that word

Entry (2/12)54  laza
Part of speech  55  noun
Explanations in Malagasy  56 famaky kely fitondra mandeha [Sakalava] [1.1]
Vocabulary  57  Tools

Entry (3/12)58  laza
Part of speech  59  noun
Explanations in Malagasy  60 lanonambe makotrokotroka, manehoeho [Betsileo, Betsimisaraka] [1.10]
Explanations in French  61 fêtes à l'occasion de la circoncision [Tankarana] [1.19]

Entry (4/12)62  laza
Part of speech  63  noun
Explanations in Malagasy  64 zavamaniry atao hoe fanto ny hodiny ary fanao lamba tahaka ny hafotra.
65 Alaina ny hodiny dia kapohina tsara, asiana menaka hahamandomando azy, dia kapohina indray mandra-pahalemin' ny tsiratsirany, dia diovina; izay vao itohitohy ho azo tenomina; anaovana sikina sy salaka. Any amin' ny faritanin' Ikongo (Tanala atsimo) no be azy [1.10]
Explanations in English  66 a plant whose bark is used to make the lamba called fanto. The root supplies a medicine [Tanala] [1.2]
Explanations in French  67 (de laza : dans le sens d'exceptionnel, réservé aux jours de fête).
68 Nom d'une écorce qu'on battait au maillet, comme le fanto, mais qui donnait un produit beaucoup plus fin.
69 D'après A. Grandidier, on attribue aussi à la racine de cet arbuste des vertus médicinales
70 (fichier manuscrit de A. Grandidier donné par son fils, G. Grandidier à R. Decary, puis au Muséum de Paris, Laboratoire de Phanérogamie, par Madame Decary) [Tanala] [1.196#II.299]
Vocabulary  71  Botany: medicinal plants

Entry (5/12)72  laza
Elementary words  73 laza
Part of speech  74  noun
Explanations in Malagasy  75 (Cissus laza ) zavamaniry hita any amin' ny faritany atsimo (Toleara), indrindra fa any Androy. Mahatratra 4 metatra ny haavony. Hafahafa ny bikany: mivelatra be ny vatany eo am-potony manakaiky ny tany, mety mahatratra 2 metatra ny velarany, dia mihakely arakaraka ny isondrotany avo, dia mandeha amin' izay ny rantsany iray lehibe tohin' ny vatany ary dia mandady mihodidina amin' izay hazo hafa eo akaikiny toy ny fanaon'ny vahy io. Malemilemy ny atin' ny vatany; mitahiry rano be io
76 -- rano nofohiny tao anatin' ny fahavaratra fohy; io no ivelomany mandritra ny volana maro main-tany kely orana. Eo amin' ny toerana maina, be akorovato no faniriany. Vakivaky ny hodiny sady malemy koa. Mandravina izy amin' ny fahavaratra ary vonivony ny fanjany. Misy voany lehibe maintimainty; tian' ny olona any tokoa izany na dia somary manaiki-dela sy lanilany aza. Tsy dia maro loatra izy fa mahalankalana ihany, eny anaty akorovato eny. Voaloboka-dia (vigne sauvage) no anarana ilazan'ny Vazaha azy. [1.10]
Explanations in English  77 A tree with edible fruit [1.2]
Vocabulary  78  Botany: tree
Scientific name 

Entry (6/12)80  laza
Part of speech  81  noun
Explanations in French  82 arbre, Ficus reflexa Thumb.
83 (ex F. pyrifolia Lamk. var. occidentalis),
84 famille des Moracées.
85 Souvent planté à l'est des "grandes maisons";
86 il assure la prospérité, la renommée du village.
87 Remède contre la fatigue, et contre la toux.
88 Plante du destin astrologique Adalo.
89 Remède si on tombe malade sous le destin Alizady.
90 Entre dans des charmes protégeant de la sorcellerie.
91 Utilisé dans des charmes enterrés qui assurent
92 la croissance du troupeau de zébus. [Tanala, Sakalava, Mahafaly] [1.6]
93 ficus planté parfois à l'est du tranobe [2.430]
Vocabulary  94  Botany: medicinal plants 95  Beliefs
Scientific name 

Entry (7/12)97  laza
Part of speech  98  noun
Explanations in Malagasy  99 (Ocotea) zavamaniry amin' ny antokon' ny laurinées; betsaka ao amin' ny faritany avaratra. Manitra kanelina ny hazony [1.10]
Vocabulary  100  Botany: grass
Scientific name 

Entry (8/12)102  laza
Part of speech  103  noun
Explanations in French  104 Variété de liane (Vitacée, Cyphostemma laza Descoings) [Vezo] [1.68]
Vocabulary  105  Botany
Scientific name 

Entry (9/12)107  laza
Part of speech  108  noun
Explanations in French  109 (de laza dans le sens de fameux, qui a une grande renommée).
110 Les Sakalava donnent ce nom à un arbre.
111 L'arbre est Commiphora guillauminii H.Perrier (Burseraceae).
112 Il est effectivement célèbre parce que c'est sa gomme-résine qu'utilisent les ombiasy (spécialistes du traitement par les plantes) pour préparer des bains de vapeurs afin de mettre en condition le malade et son entourage avant de commencer les soins proprement dits.
113 Cette gomme-résine a des vertus désinfectantes et pectorales. [Sakalava] [1.196#II.299]
Vocabulary  114  Botany: medicinal plants
Scientific name 

Entry (10/12)116  laza
Part of speech  117  noun
Explanations in French  118 (de laza dans le sens de fameux, qui a une grande renommée).
119 Les Sakalava donnent ce nom à une curieuse liane présentant à la base un énorme tubercule épigé,
120 Adenia firingalavensis (Drake ex Jum.) Harms (Passifloraceae), elle est célèbre pour d'autres raisons.
121 Renfermant à la fois des alcaloïdes et des substances cyanogènes, elle est extrêmement toxique.
122 Seuls les ombiasy les plus réputés se hasardent à son emploi et encore, le plus souvent par voie externe. [Sakalava] [1.196#II.299]
Vocabulary  123  Botany: medicinal plants
Scientific name 

Entry (11/12)125  Laza
Elementary words  126 laza
Part of speech  127  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  128 fanampin' anarana malagasy [3.1]
Examples  129  Voalohany, anisan'ireo nasaina mantsy i Laza Razanajatovo, mpanatontosa horonantsary ary fantatra amin'ny fikarakarana ny "Rencontres du Film Court" [4.45]
130  Ao amin' i Fermilab no anomanan' i Laza Rakondravohitra ny doctorat en physique mandritra ny telo taona ho avy [4.44]

Entry (12/12)131  laza    
Part of speech  132  noun
Vocabulary  133  Botany: scientific species
Local names of plants 
Cissus laza  134 laza
Cyphostemma laza  135 laza, 136 mangeboky

Anagrams  laza, Laza, 137 zala

Updated on 2025/11/27