Entry lamba
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?
¶ Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony
¶ Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [Rajemisa 1985]
English translation   the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] [Richardson 1885]
   woven cloth; clothing [Hallanger 1973]
French translation   tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules [Hallanger 1974]
French translation   tissu [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word lamba (3): Ambatoborodamba, Lambafotsy, Madiolamba

Updated on 2017/07/07