Entry filazana (laza)
Part of speech noun
Malagasy definition fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany.
¶ Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera.
¶ Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [Rajemisa 1985]
English definition a report, an announcement [Hallanger 1973]
French definition l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (voici l'annonce qui a été collée sur le mur.) [Abinal 1888]
 annonce, avis [Rajaonarimanana 1995]
Compound words, titles, names 
Toponymy Place names having the word filazana (1): Filazana

Entry Filazana (filazana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy filazana

2013/09/12