Entry milaza (laza)
Derivation mode   mi~ [list]
Part of speech   active verb
Malagasy definition   manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana. Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo... [Ravelojaona: Firaketana]
   mampahalala zavatra amin' ny alalan' ny teny na soratra: Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho
¶ manaho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga
¶ mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben' ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy
¶ mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy
¶ mitantara: Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin' ny 13 mey
¶ manao tsy lian-tsofina, mamaky volana [Rajemisa 1985]
English translation   to tell, to say, to inform; to report, to tell off, to refer to [Richardson 1885]
French translation   dire [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   publier, annoncer, déclarer, signifier, narrer. [Abinal 1888]
Examples  
1Ary tandremo sao mandositra a, milaza aho izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 158]
2Milaza ianao fa tia ahy, hoy izy nony ela. [Andriamalala: Ranomasina, page 24]
3Misy olona milaza fa ny asam-pambolena dia sahala amin' ny asa rehetra ihany. [Andraina: Mitaraina, page 21]
Morphology  
milaza
nilaza
hilaza
milazà
Synonyms   mamboraka ~ mamisavisa ~ mamosaka ~ manaboraka ~ maneho ~ mitanisa ~ mitantara ~ mitory ~ miventy
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry mila (laza)
Part of speech   imperative of active verb milaza [list]

Updated on 2017/06/03