Entry | 1 mifampilaza |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 laza |
Explanations in French |
4 [1.3] se dire l'un à l'autre: Gaga izy ireo ka nifampilaza hoe (Ils étaient dans l'admiration et se disaient les uns les autres) |
Examples |
5 [2.944#] Dia mifampilaza raha misy vaovao!
6 [2.332#45] mifampilaza vaovao, mifanakalo vokatra, manao izay hiraisany tanteraka ny olona rehetra amin' izao tontolo izao. |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |