Entry tranobe
Part of speech noun
Malagasy definition [ trañobe ] [Bezanozano] lapa [Rakotosaona 1975]
 tranon-drazana voatokana ho an'ny raharaham-pianakaviana rehetra toy ny famorana, fanambadiana, faha fatesana... [SLP 1986]
French definition maison ancestrale où se déroulent tous les évènements familiaux [SLP 1986]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2009/09/09