| Entry | 1 fankalazana |
| Root | 2 laza |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 l'action de publier, de glorifier, de célébrer, de remercier; le motif, le temps
[1.3] 5 célébration [1.3] |
| Examples |
6 Ankalazaina indray izy ankehitriny, efa taona vitsivitsy mantsy eh, saingy tsy re tsaika toy ny saka fotsiny ny fankalazana hatramin'izay
[4.12]
7 Isy didy izany fa fankalazana, izay mahatonga alohadia omena vodihena sy vola. [2.48] |
| Updated on 2025/09/12 |
|