Entry mankalaza (laza)
Part of speech active verb
Malagasy definition manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena
¶ manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy
Mitovy hevitra: mampakatra ~ manaja ~ manajohary ~ manakora ~ manambony ~ mananampempa ~ manandratra ~ manandratsandratra ~ manandriana ~ manangana ~ manangitrangy ~ mananoano ~ manantoana ~ mandaza ~ mandritika ~ mankasitraka ~ manome laza ~ manome voninahitra ~ manondrotra ~ midera ~ mihoby ~ mitehaka ~ mitsoaka [Rajemisa 1985]
English definition to glorify, to exalt
¶ to report a person as having been guilty of some bad deed [Richardson 1885]
French definition publier, glorifier [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 solenniser, fêter, remercier: Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait) [Abinal 1888]
Morphology 
mankalaza
nankalaza
hankalaza
mankala
Examples Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra. [Randriamamonjy: Tantara]

Entry mankala (laza)
Part of speech imperative of active verb mankalaza [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2019/05/12