| Entry (1/2) | 1 ahy |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
4 Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1] |
| Explanations in English |
5 Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine.
[1.2] 6 Me (as object); mine [1.7] |
| Explanations in French |
7 à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe.
[1.3] 8 A moi, me [1.5] 9 Moi (objet), mien [1.8] 10 à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [Tanala] [1.6] |
| Examples |
11 Aiza no misy ahy?
[2.5]
12 Natoky ahy i Feno. [2.472] 13 Iza no mba tia ahy? [2.471] 14 Mivavaha ho ahy koa. [2.499] 15 Asa izay fiheverany ahy. [2.4] |
| Morphology |
|
| Analogs | 17 aho, 18 ko |
| All compound words | 19 5 combinations of that word |
| Tables and plates |
20 All the pronouns |
| Entry (2/2) | 21 ahy |
| Part of speech | 22 noun |
| Explanations in Malagasy |
23 tahotra
[1.1] 24 fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13] |
| Explanations in English |
25 solicitude, inquietude, anxiety, care, attention.
[1.2] |
| Explanations in French |
26 soin, sollicitude, soupçon
[1.3, 1.5] 27 inquiétude, souci [1.3] 28 conscience [1.13] |
| Examples |
29 Aiza no misy ahy?
[2.5]
30 Natoky ahy i Feno. [2.472] 31 Iza no mba tia ahy? [2.471] 32 Mivavaha ho ahy koa. [2.499] 33 Ny ahy toaka mahery! [2.583] 34 Mba kivazivazy ny ahy. [2.895] 35 Asa izay fiheverany ahy. [2.4] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 49 Philosophy 50 Emotions |
| Anagrams | ahy, 51 hay, 52 hia, 53 iha |
| Updated on 2025/12/08 |
|