|
|
|
|

Entry1  ahina
Root  2  ahy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody
karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1]
Explanations in English  5  to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2]
6  to be cared for; to be cause for worry [1.7]
Explanations in French  7  dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8]
Examples  8  Ny tsy ahina no mahafaty. [2.69]
9  Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word ahina

Anagrams  16 ahina, 17 anahy, 18 an' iha, 19 ha~ina, haina

Updated on 2025/09/20