Entry aho
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   (Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho. Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny, na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho". Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa: ahay na iahay (izahay); ie na ii (izy); aia (aiza), Ianahary (Zanahary). -- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra, miditra manao azy ho zavatra. -- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo: mpiaho, mpiahoaho, ets. [Ravelojaona: Firaketana]
   mpisolo anarana misolo olona, enti-milaz [...] ~ Handeha rahampitso vao maraina aho. ~ Izaho handeha rahampitso vao maraina [full text in Rajemisa 1985]
English translation   I, myself. This word is chiefly used after the predicate, and izaho is used before. [Malay ako, Polynesian au] [Richardson 1885]
   I [Hallanger 1973]
French translation   je, moi. Il se met toujours après le verbe. [Abinal 1888]
   je, moi (se place générale [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
   je [Hallanger 1974]
   je, moi. [cf. aussi iaho, izaho]. [Tanala] [Beaujard 1998]
Italian translation   io [Profita 1969]
Derivations  
Analogy   ahy ~ -ko, -o

Updated on 2015/09/19