|
|
|
|

Entry1  fiahy
Root  2  ahy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara
Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra [1.1]

Anagrams  5 afihy, 6 fiahy, 7 haify

Updated on 2025/09/12