Entry fanahiana (ahy)
Part of speech noun
Malagasy definition Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany
¶ Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [Rajemisa 1985]
English definition worry, anxiety [Hallanger 1973]
French definition souci, inquiétude [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 

2012/11/05