Entry | 1 fiahiana |
Root | 2 ahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikarakarana, fitandremana lehibe: Ho an' ny vehivavy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony ho tampon-dohan-draharahany |
Explanations in French |
5 [1.3#8] La sollicitude, les soins |
Examples |
6 [2.424#] Lazao azy fa ny ankabeazan'ny vehivavy rehetra dia mitovy fiahiana aminy. 7 [2.59#] Nefa na izany aza no fiahiana atao, dia mandroso mihamafy hiany ny aretina. 8 [4.27#] Ny toerana fiahiana ara-panahy sokajin' olona manokana ihany no maningana amin' izany. |
Anagrams | 9 afahinay, ahafinay, fiahiana, fiaihana, hafianay, hiafanay, iafahany, ifiahana, ihafiana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |