Entry manahy (ahy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara
¶ Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana [Rajemisa 1985]
English translation   to be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy. [Richardson 1885]
   to care for, to be concerned about ; to worry [Hallanger 1973]
French translation   s'occuper de; avoir de l'inquiétude [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
manahy
nanahy
hanahy
manahia
Compound words, titles, names  

Entry manahy (hahy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary [Rajemisa 1985]
English translation   to dry by exposure to the sun or air. [Richardson 1885]
Morphology  
manahy
nanahy
hanahy
manahaza
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/03/18