|
|
|
|

Entry (1/4)1  zoma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zohy, lava-bato [1.1]
Explanations in English  4 for zohy [Provincial] [1.2]
Synonyms  5 zohy

Entry (2/4)6  zoma
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 toerana masina itahirizana ny jinin'ampanjaka [Masikoro] [2.606#153]

Entry (3/4)9  zo
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1]
Explanations in English  12 Friday [1.2, 1.7]
Explanations in French  13 Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
14 (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma [1.14]
Examples  15  Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Vocabulary  16  Time
Other spellings  17 ajoma
Hyperonym 
Co-hyponyms 
All compound words  26  2 combinations of that word
Proverbs  27  Proverbs containing that word
Tables and plates  28  Measure of Time

Entry (4/4)29  Zo
Part of speech  30  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  31 Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
Explanations in English  32 The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
33 The Friday market-place [1.7]
Explanations in French  34 Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
35 Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
Vocabulary  36  Geography: towns
Quotes  37  Texts mentioning that word
Illustrations 

Anagrams  38 mazò, 39 Moza, moza, 40 ZOAM, Zomà, zoma, zomà

Updated on 2025/12/08