Entry vizana
Part of speech adjective
Malagasy definition Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano
¶ Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto
Mitovy hevitra: disaka ~ fotsy angola ~ honaka ~ lanaka ~ mangana ~ marafoka ~ masaka ~ maty hentona ~ mirozirozy ~ monaina ~ refona ~ reraka ~ ronaka ~ ronjana ~ rontsona ~ sasatra ~ savolaina ~ tominjana ~ toro ~ torovana ~ trotraka ~ tsy mahahetsika ~ vahotra ~ valaka ~ valalanina ~ vizaka [Rajemisa 1985]
English definition tired; weary or cramped from holding one position [Hallanger 1973]
French definition fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [Abinal 1888]
 las, fatigué [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
vizana
vizan'
visan-
Synonyms vizaka
Examples 
1Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 104]
2Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [Andraina: Mitaraina, page 58]
Quotes 

2017/10/23