Entry vizaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova
¶ Reraka, osa [Rajemisa 1985]
English definition tired; weary or cramped from holding one position [Hallanger 1973]
French definition Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [Abinal 1888]
 las, fatigué [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms vizana
Examples 
1Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako. [Rakotozafy: Ratsimba, page 8]
2Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [Ravalison: Atodiorokoroka]

2017/05/20