|
|
|
|

Entry (1/2) 1  sasatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka.
4 Sosotra. sasa-miandry azy aho.
5 Jereo valaka. [1.1]
Explanations in French  6 fatigué [1.3, 1.5]
Examples  7  sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3#586]
8  sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3#586]
9  ary aiza hianao no hahita
izay mpandeha tsy mba ho sasatra?
[2.131]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Synonyms  29 reraka, valaka, vizana
Combinations  30  10 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 32  sasatra
Part of speech  33  adjective
Explanations in Malagasy  34 [Sihanaka] zava-bitsy [1.78]

Updated on 2026/03/07