Entry toro
Part of speech noun
Malagasy definition Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry toro
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Taisaka] maty: Toro izy [Rakotosaona 1972]
 Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [Rajemisa 1985]

2017/04/03