Entry masaka (hasaka)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza voanjavatra efa tonga amin' [...]
Mitovy hevitra: matoy
¶ Enti-milaza zavatra azo hanina rehefa na [...]
¶ Nodinihina sy noeritreretina tsara: E [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   well done, cooked ; ripe
¶ thought out and prepared [Hallanger 1973]
French translation   bien cuit; mû
¶ bien réflechi et préparé [Hallanger 1974]
Examples  
1Día nandeha indray izy roa lahy, ka nahita voasarin' olona masaka miraviravy, dia nifanao antsangory izy haka. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 87]
3Tsy laitran' ny nify mihitsy na manta na masaka. [Andraina: Mitaraina, page 126]
4ny fakana ny anjarany ihany no masaka an-tsainy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 118]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2014/09/08