| Entry | 1 valalanina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra
4 Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1] |
| Explanations in English |
5 tired out by monotonous work
[1.7] |
| Explanations in French |
6 épuisé par un travail monotone
[1.8] |
| Examples |
7 Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy
[2.470]
|
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|